Teny iditra | balangondangony (balangony) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsara bika fatratra, lava vaventy kingakinga [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Bien pris, d'une belle taille [1.3] | |
Tovy hevitra | balangony | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |