|
|
|
|

Teny iditra1  bamba iray
Singan-teny  2  bamba, iray
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana
5  [1.1] bamba
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] level or alike all over
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme
Ohatra  8  ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [1.223]
9  tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472]
Tsipelina hafa  10  bambaray, bambiray

Fivaditsoratra  11 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21