|
|
|
|

Teny iditra 1  banabanaina
Fototeny  2 banabana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vohaina mibanabana: Nobanabanaina ny varavarambe hidiran' ilay lalimoara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be set open, to be unclosed, to be opened. [1.2]

Fivaditsoratra  banabanaina, 10 ibanabanana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19