|
|
|
|

Teny iditra 1  bandrinina
Fototeny  2 bandrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on regarde en face, qu'on fixe [1.3]
Tsipelina hafa  10 vandrinina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22