Teny iditra | bankin > banky | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) [1.1] | ||||||
Teny iditra | bankin > banky | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1] | ||||||
Andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Banque [1.13] | ||||||
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ny fihaviany | Frantsay: banque. | ||||||
Habaka |