|
|
|
|

Teny iditra1  bankin-draharaha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] banky mandray anjara amin'ny fampiasam-bola any amin'ny fanjarianasa, ary afaka mampisambo-bola amin'ny fe-potoana salasalany sy lava
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] banque d'affaires
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  6  banky, raharaha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07