Teny iditra baoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Bao (fitondran'entana), hazo filanjan-javatra: Ny entaña leo fa ny baoa ro mañehetsa (Ny entana zaka fa ny bao no manaikitra) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31