Teny iditra baradida
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tehina vita amin' ny hazo mafy, tsy dia lava loatra, ataon' ny Baralahy fiadiana ka tsy misaraka aminy raha vao mivoaka ny trano izy na aiza na aiza alehany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31