|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  baka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Voninahitra [1.78]
4  Hasina [1.78]
5  Haja [1.78]
6  Voninahitra [1.1, 1.62]
7  Boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  8  Honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  Honneur, réputation [1.3]
10  Honneur [1.82]
Ohatra  11  Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)14  baka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  Voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [1.62]

Teny iditra (3/7)17  baraka
Sokajin-teny  18  anarana
Voambolana  19  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  20  Elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  21  Hymen [1.13]
Tovy hevitra  22  sarom-pivaviana
Kamban-teny 

Teny iditra (4/7)25  baraka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  Henatra [1.78]
Sampanteny 
28  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/7)29  baraka
Sokajin-teny  30  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  31  Hatramin' [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  32  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (6/7)33  Baraka
Sokajin-teny  34  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  35  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  36  Barak [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37  Baraq [2.996]
Ohatra  38  Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39  Toko sy andininy momba Baraka
Tsanganana sy sary iray takila  40  Fitanisana
Lahatsoratra  41  Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (7/7)42  Barakà
Sokajin-teny  43  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  44  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  45  Berachah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  46  Beraka [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  47  Toko sy andininy momba Barakà
Tsanganana sy sary iray takila  48  Fitanisana

Fivaditsoratra  49  Bakara, baràka, karaba, rabaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10