Teny iditra | 1 baranahiny |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Voambolana |
3 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra 5 Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 heedlessness, indifference [1.2] 7 careless; carelessly done [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 insouciant, indifférent [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny baranahiny io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |