|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bariaho
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tandroy] fotaka sy fasika mifangaro

Teny iditra (2/2)4  bariaho
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.196] Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. ( Convolvulaceae) à gros tubercules. [Mahafaly]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  aborahy, bariaho, harabio, hobarai, iboraha, irabaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21