Teny iditra -barika
Sokajin-teny endritenin' ny hoe varika
Anaram-javamaniry 

Teny iditra barika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Areti-mifindran' akoho: Voan' ny barika ny akohonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a disease which suddenly proves fatal to fowls, etc. Same as BEARIKA. [1.2]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra barika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Lava-drano, vovon-drano [1.78]
 [frantsay barrique] Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin' ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra voafehina vy boribory mitana azy tsy hivaha, atao hoe fehim-barika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cask, a barrel. [Fr. Barrique.] [1.2]
 [French barrique] a barrel, a cask [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Barrique, tonneau [1.8]
Ohatra Izany no nahazoany basy dimampolo sy vanja telo barika kely. [2.508]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10