Teny iditra (1/2) | 1 baroka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
farina (feo) 4 [1.78] [Betsimisaraka] tsy mahavoaka feo, farim-peo, kasoka |
Teny iditra (2/2) | 5 Baroka |
Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.38] Randzavola: Baroka amin' ny Baiboly |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [2.996] Baruch: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [2.996] Baruch: un des livres de la Bible |
Ohatra |
10 Dia hoy ny mpanapaka tamin'i baroka: [2.996] |
Voambolana |
11 Soratra Masina |
Lahatsoratra |
12 Randzavola: Baroka ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 13 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |