|
|
|
|

Teny iditra1  batrabatraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batrabatraka
Fototeny  4  batraka
Tovy hevitra  5  batraka

Fivaditsoratra  6  batrabatraka, trabatrabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21