|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  batry
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy
5 Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batry nify ilay zazakely hitako tarỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 having large teeth. [1.2]
Tovy hevitra  7 batribatry
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe batry
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 10  batry
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 [Betsimisaraka] Herbe indéterminée. [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  batry, 14 bitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22