Teny iditra | 1 bazary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka |
Ohatra |
4 [4.27] Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary. |
Voambolana |
5 Toe-karena: varotra |
Tsipelina hafa | 6 bazara |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 barazy, bazary |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |