|
|
|
|

Teny iditra 1  bedabedaina
Fototeny  2 bedabeda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raidraisina ka fihimpihinina ary avadibadika: Aza bedabedaina ohatraizao ny mofo mbola hohanina [1.1]

Fivaditsoratra  bedabedaina, 9 ibedabedana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04