Teny iditra | 1 behana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisehoana ho lehibe rehefa mijoro na rehefa mandeha Fihetsika toa tsy mamela ny hafa handeha fa ... |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Action de se donner un air d’importance en écartant les bras et les jambes |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 behambehana |
Mpanahaka | 7 behambehana |
Fivaditsoratra | 8 behana, hanabe, hebaña, nahabe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |