|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  belaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny fameno :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io
8  Misokatra tsara, baribary (maso) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  full-faced, broad-faced, large [1.2]
Ohatra  10  Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby [2.69]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (2/2)12  belaka
Singan-teny  13  be, laka
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny anglisy  16  A particular kind of dollar with many lines engraved upon it. [1.2]

Fivaditsoratra  17  bakela, belaka, kala be, kalabe

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/16