Teny iditra (1/2) | 1 belaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisaka sy petaka, talesaka (endrika): Belaka endrika io vehivavy io 4 Misokatra tsara, baribary (maso) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 full-faced, broad-faced, large [1.2] |
Ohatra |
6 Tondro belaka, tondro vaventy : raha ny mpangalatra no handray tanana anao, atsipazo toa fatim-biby [2.69] |
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 12 belaka |
Singan-teny | 13 be, laka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 A particular kind of dollar with many lines engraved upon it. [1.2] |
Voambolana |
16 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Fivaditsoratra | 17 bakela, belaka, kala be, kalabe |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/16 |