Teny iditra | be lambana | |
Singan-teny | be ; lambana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lehibe velarana, fiteny indrindra amin' ny tsihy [1.1] | |
Tovy hevitra | be lambanana | |
Teny iditra | belambana (be, lambana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [LAMBANA, width.] A kind of musket. [1.2] | |
Voambolana | Miaramila | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |