|
|
|
|

Teny iditra1  bele
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: anana
Fanazavàna teny malagasy  4  vomanga [Bara] [1.78]
5  karazana hanin-kotrana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc. [Betsileo, Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  patate douce [1.13]
8  (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
[Betsileo]
Ohatra  9  Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao. [2.606]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  bele, lebe

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31