Teny iditra beni > benitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay lohan' ny basy izay misy toy ny sabatra maranitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bayonet. See bazanety [1.2]
 A bayonet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Baïonnette [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra bazanety
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: bayonet.

beni   
sambatra
heureux, béni [1.8]
tahina
qu'on bénit, qu'on aide [1.8]
voatantehe
Béni [1.68]