Teny iditra | 1 besisika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany |
Voambolana |
4 Haibiby: trondro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |