|
|
|
|

Teny iditra1  beso
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
4  Feo
Fanazavàna teny malagasy  5  Amin' ny hila misy feo maro, ilay fizaram-peo ambany indrindra, feo ambany sy migoboka: Ny lehilahy lehibe no matetika manao ny beson-kira. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  bass, in music. [Eng. Bass.] [1.2]
7  a bass voice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  basse; voix grave [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  beso, sebo, sobe

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11