|
|
|
|

Teny iditra1  bevohoka
Singan-teny  2  be, vohoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny vehivavy manana anaka ka hita ho lehibe ny kibony
5  Manana anaka, mitoe-jaza, manaizana, mavesatra, mitondra rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  [vohoka, the belly.] Pregnant. [1.2]
7  pregnant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  enceinte [1.8]
Ohatra  9  Raha bevohoka anao aho, sambany no bevohoka. [1.508#]
10  efa bevohoka taminao ity zazavavy hampakariko! [2.529#]
11  Ampanantenainao lahy va ny vadinao, isaky ny bevohoka ianao? [2.270#]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny bevohoka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18