| Teny iditra | 1 bibibiby |
| Fototeny | 2 biby |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika
[1.1] 6 jereo bibibibin' olona [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 brutal, obstinate
[1.2] |
| Ohatra |
8 Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
[2.606#]
9 Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho. [2.4#] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe bibibiby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|