|
|
|
|

Teny iditra1  bibimora
Singan-teny  2  biby, mora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindramahavaly [1.2]
Ohatra  6  Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. [1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety]
7  Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika [2.296#]
Tovy hevitra  8  bibindramahavaly#mg.n

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/22