|
|
|
|

Teny iditra 1  bilabila
Fototeny  2 bila
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 irregularity, crookedness, tortuousness [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 (duplicatif fréquentatif, plus usité) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19