| Teny iditra (1/2) | 1 bilaotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanamainan-tsoratra, biovara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a blot. [Eng. Blot.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 papier buvard
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 6 bilaotra |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 fihatahana, fihodivirana kely
14 hadisoana kely [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 peccadille, écart
[1.3] |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe bilaotra |
| Fivaditsoratra | 17 batarôly, bilaotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|