|
|
|
|

Teny iditra1  binata
Fototeny  2  bata
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [passive with infix]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#76] porté, soulevé
Ohatra  7  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11  voabata

Fivaditsoratra  12  batain, binata, ibatan, itaban, nabita, nibata, nitaba, tabain, tinaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21