|
|
|
|

Teny iditra1  boboboboina (bobobobo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Asitrika ao anaty rano [1.1]
4  Atao mibobobobo, izany hoe ampanenoina mba hanome feo migoboka sesilany: Boboboboy ny anjombona sao tsy mahare ny erỳ an-dafin-drano [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05