| Teny iditra | 1 boeriboerika |
| Fototeny | 2 boerika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Teny tsy azo, teny tsy fantatra; fiteny misafotofoto sy miradarada sady mikorontana
13 Fiboredehana rehefa entin-katezerana [1.1] |
| Mpanahaka | 14 boerikerika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|