|
|
|
|

Teny iditra 1  boletaleta
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza olona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 short, dwarfish. [1.2]
Tovy hevitra  10 boleta, boletaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22