Teny iditra | 1 boraingona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 despotique, arbitraire, injuste [1.3] |
Tsipelina hafa | 5 boraingina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny boraingona io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |