Teny iditra (1/3) | 1 boramena |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena: Boramena teo no ho eo izy raha vao norahonan-dRakoto [1.1] |
Teny iditra (2/3) | 4 boramena |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 anarana omen' ny olona ny karazan' olona fotsy somary mena mba hanarabiana sy hanesoana azy [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 7 boramena |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
10 (de bora : gros et mou, nonchalant, et mena : rouge). Nom donné à plusieurs plantes (arbres ou arbustes) ayant des fleurs ou fruits rouges, notamment : [Sakalava]
11 Hildegardia erythrosiphon (Baill.) Kosterm. (Malvaceae). 12 Poivrea grandidieri (Drake) H. Perrier (Combretaceae) 13 Crateva greveana Baill. (Capparaceae) 14 Camptolepis ramiflora (Taub.) Radlk. (Sapindaceae) [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |