|
|
|
|

Teny iditra 1  boredika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
20 Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1]
Ohatra  21  Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26