Teny iditra | 1 borere |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
voretra, tsy mahavan-tena: Nahoa ro dia Borere tahak'io roke Vaoary fany kilongapela firo soa (Nahoana no dia voretra toy io ianao ry Vaoary nefa tovovavy tsara tarehy io) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |