Teny iditra | 1 boridana |
Fototeny | 2 ridana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.10#B363] (avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina 5 [1.1] Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny) Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#90] fuite en masse nudité |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny boridana io |
Fivaditsoratra | 13 aboridan, androbay, boridana, naborida |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |