|
|
|
|

Teny iditra 1  boroahana
Fototeny  2 boroaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Loahana tanteraka hatrany ambadika; loahana an-daniny roa: Boroahy io hazo fisaka io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be pierced through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on perce [1.3#90, 1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19