|
|
|
|

Teny iditra 1  bosesehana
Fototeny  2 bosesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampidirana, anatsofohana zavatra betsaka: Nobosesehana ampombo ilay akoho nafahy ka natavy be aoka izany
9 Sesefana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be stuffed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on bourre [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19