Teny iditra | botanaka | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony Mivonto na mibontsina. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | énorme, boursouflé, ventru [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | botinaka | ||||||
Tsipelina hafa | botataka | ||||||
Teny iditra | botanaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1] | ||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/18 |
![]() |