|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  cousin    
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 rahalahe [1.68]
5 zanak' olo-mpianadahy (enfants d'un frère et d'une soeur)
6 zanak' olo-mpirahalahy (enfants de deux frères)
7 zanak' olo-mpirahavavy (enfants de deux soeurs) [1.54]
8 zanak' olona mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy [1.66.mg#221]

Teny iditra (2/2) 9  cousin    
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 moka (karazany iray betsaka any Frantsa) [1.66.mg#221]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19