Teny iditra dababaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny rano feno be loatra, mihoatra ny mety: Dababaka loatra indray itỳ rano amin' ny tanin' anandrano ka sao dia mahalò azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Plein, débordant, se dit des liquides seulement [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31