Teny iditra | 1 dabilio |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a school desk, form, or bench 5 [1.7] a workbench; a bench, a pew, a school bench |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Banc 7 [1.8] établi; banc |
Ohatra |
8 Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa. [2.472] |
Fivaditsoratra | 9 abolidy, dabilio |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |