Teny iditra | dabilio | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A school desk, form, or bench [1.2] | |
A workbench; a bench, a pew, a school bench [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Banc [1.3] | |
établi; banc [1.8] | ||
Ohatra | Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa.
[2.472] | |
Ny fihaviany | Frantsay: établi. | |
Fivaditsoratra | abolidy, dabilio |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |