|
|
|
|

Teny iditra 1  dabodabohana
Fototeny  2 dabodaboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be beaten, to be thumped, to be cudgeled [1.2]
Ohatra  9  Aza atao fively amponga ny havana, ka ny am-baviny tambatambazana, toy ny manana anaka, ary ny an-dahiny dabodabohana ho afa-jaza. [2.69#240]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19