|
|
|
|

Teny iditra1  dactylon
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Cynodon dactylon  arampandrotra, arapandrotra, fandrahana, fandropalana, fandrotrarana, fandrotsana, firifiry, kidesy, kidresy, kindrese, kindresy, ladintrambo, rampadrotsa, rapandrotra, vahitsitafitahady, vandrahana, volonaondry, volotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16