Teny iditra | dadaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny mikorontana sy misafotofoto noho ny fahamaikana hilaza zavatra; kodedika [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Chattering, idle prattle, talking at random [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'embrouiller en parlant trop vite [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |