Teny iditra | dadanaivo (dada, ivo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |